Actualités

Basy sy bala tratra tany Nosy-Be Vehivavy teratany frantsay no tompony


  • Alarobia 29 Jona 2016

Fantatra izao fa teratany frantsay, tompona orinasa mpikarakara sambo no tompon’ilay kaontenera feno fitaovam-piadiana tratra tany

 

Nosy-Be ny zoma 24 jona teo. Basim-borona miisa 18 sy bala miisa 65.041, miampy poleta miisa 3 no sarona nandritry ny fisafoana tao amin’ny seranan-tsambon’i Nosy-Be. Niainga avy any le Havre (Frantsa) ilay kaontenera, ary ny alatsinainy 20 jona no efa tonga tao amin’ny seranana ny entana. Nisy loharanom-baovao azon’ny mpitandro ny filaminana avy amin’ny olontsotra nampandre ny fisiana zavatra mampiahiahy amin’ireo kaontenera tonga ao amin’ny seranana. Nifarimbona nanao fisavana ny ladoany sy ny mpitandro ny filaminana, ka tamin’izany no nahatrarana ireo fitaovam-piadiana io zoma io.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT