• Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Fananganana Pylone Fitoriana miisa 12 no voarain’ny minisitera hatreto

Fitoriana miisa 12 nanomboka ny taona 2015 no ho mankaty no voarain’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra mikasika ireny fananganana pylone etsy sy eroa eto amintsika ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Fampisehoana sy lanonana Aleo karakarain’ny matihanina ihany

Tsy tokony hisy olana ny fakana ireny toerana lehibe fanaovan-danonana ireny ho an’ireo mpikarakara lanonana efa za-draharaha eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.CEPE Antananarivo Renivohitra Tsy misy atahorana ny fitokonan’ny mpampianatra

Tsy misy atahorana ny mety hisian’ny fitokonana hataon’ny mpampianatra FRAM mandritra ny fanadinana CEPE hotanterahina ny talata ho avy izao ho an’Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jolay 2016
Actualités.50 miliara Takalon’ny bizin’ny Sinoa

Ny alatsinainy 20 jona no nihetsika ny vahoakan’i Soamahamanina, nidina an-dalambe ary nanohitra tanteraka ny fitrandrahana volamena kasain’ny Sinoa atao any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jolay 2016
Actualités.Fiara tsy miasa mibahan-dalana Hatoby eny Tanimenabe Andohatapenaka

Manomboka anio 1 jolay ny fanesorana ireo fiara tsy mihetsika sy tsy miasa miantsona eny amoron-dalana eto Antananrivo renivohitra, izany no natao dia mba ho tohin’ny fandaminana sy fanadiovana ny tanànan’Antananarivo .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jolay 2016
Actualités.Fanajana ny zon’olombelona eto Madagasikara Vonona hanampy ny OIF sy ny PNUD

Nihaona tamin’ny delegasionina avy amin’ny fikambanan’ny Frankôfônia (OIF) sy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) teny Mahazoarivo

Hamaky ny tohiny
FTT