• Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Paul Rabary Hametra-pialana raha …

Nanao fanamby ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary fa hametra -pialana tsy ho minisitra intsony ny tenany raha toa ka foana ireo fanadinam-panjakana amin'ity taom-pianarana 2015-2016,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Fanakorontanana Arahi-maso ireo miaramilan’ny FIS taloha

Miandry ny vokatry ny fanadihadiana manodidina ilay fipoahana nahafatesana olona teny Mahamasina ny harivan’ny 26 jona iny, ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.TAPATAPANY “CODE DE LA COMMUNICATION”

Zava-doza raha holanian’ireo depiote ny fehezan-dalàna hifehy ny fifandraisana sy ny serasera na “Code de la communication médiatisée”, hoy ny antoko AND (Antoka sy Dinan’ny Nosy).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.FAKANA AN-KERINY KARANA IRAY TENY IVANDRY Lehilahy iray no tratra

Ny alakamisy 30 jona lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany antoandro dia nahazo loharanom-baovao ny polisy miady amin’ny heloka bevava sakelika fahefatra fa misy karana iray tazonin’olona eny amin’iny faritra Soamanety Ambohidratrimo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Famatsian-drano fisotro madio Tsy maintsy ahitsy ny vaovao diso, hoy ny minisitra

Nisy diso ny fanomezam-baovao ny vahoaka teto amintsika momba ny famatsian-drano fisotro madio, hoy ny minisitry ny rano Roland Ravatomanga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Ankadindramamy Tratra ilay lehilahy nikasa hamaky tranon’olona

Ny alin’ny alarobia lasa teo raha nanao ny asa fisafoana toy ny fanaony andavanandro ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahavalo eny

Hamaky ny tohiny
FTT