Actualités

Fanakorontanana Arahi-maso ireo miaramilan’ny FIS taloha


  • Sabotsy 02 Jolay 2016

Miandry ny vokatry ny fanadihadiana manodidina ilay fipoahana nahafatesana olona teny Mahamasina ny harivan’ny 26 jona iny, ny Malagasy.

Raha ny fanazavan’ny filoham-pirenena omaly dia mandeha ny fanadihadiana. Herinandro aty aoriana, tsy misy mipika ny resaka. Na izany aza, mandeha ny feo taorian’iny Mahamasina iny fa arahi-maso ireo polisy sy miaramila teo anivon’ny FIS (Force d’Intervention Spéciale) tamin’ny andron’ny tetezamita, teo ambany fitarihan’ny kolonely Lylison de Rolland Urbain, ity farany izay efa lasa Loholona amin’izao fotoana. Ny tohin’ny fanadihadiana ihany anefa no ahalalana raha misy ifandraisany amin’iny raharaha Mahamasina iny ny fitsongoana dia an’ireo miaramilan’ny FIS taloha ireo.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT