• Talata 05 Jolay 2016
Actualités.SOS village d’enfant Ivohitra Hetsika maro namaranana ny iray volan’ny ankizy

Namarana ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy, izay fanaony isan-taona ny SOS Village d’enfant Ivohitra Antsirabe ny faran’ny herinandro teo. Hetsika fanao, izay ampiarahina amin’ny hetsika ara-pahasalamana sy sosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Razanamahasoa Christine Tsy azo atao amboletra ny fandaniana lalàna

Asa natao tany amin’ny kaomisiona ny fandinihana ity volavolan-dalànan’ny serasera ity nefa matevina ka nangatahana hiadian-kevitra any amin’ny « commission plénière » dia iny niafara tamin’ny tsanga-tanana iny ny handraisana fanapahan-kevitra ny aminy na tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Sokatra 119 saika haondrana any Chine

Tao anaty valizy misoratra amina anarana malagasy (A.C) no nahitana ireto sokatra niisa 119 ireto omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Solontenan’ny Antenimiera ao amin’ny CMIL Ny depiote Hatrefindrazana Jerry no voafidy

Komity na andrim-panjakana vaovao vao natsangana natao hiarovana ny zon’ny mpikirakira informatika ny atao hoe Cmil na ny “Commission Malagasy de l’Informatique et des Libertés”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Beroroha Maty voatifitra ny lehiben’ireo dahalo nanafika fiara

Rehefa nokarohina hatry ny ela dia fantatra fa lavon'ny mpitandro ny filaminana ny faran’ny herinandro teo iny, i Maromanana, lehiben'ny dahalo anisan'ny nanafika ilay fiara Bilo Malaza, tao Berenty-Beroroha, ny antoandron’ny 21 jona lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.TAPATAPANY AMBATOLAHY

Tazana any Ambatolahy, Kaominina anelanelan’i Malaimbandy sy Miandrivazo ihany koa ireo andiana fiaraben’ny sinoa.

Hamaky ny tohiny
FTT