Actualités

Solontenan’ny Antenimiera ao amin’ny CMIL Ny depiote Hatrefindrazana Jerry no voafidy


  • Alatsinainy 04 Jolay 2016

Komity na andrim-panjakana vaovao vao natsangana natao hiarovana ny zon’ny mpikirakira informatika ny atao hoe Cmil na ny “Commission Malagasy de l’Informatique et des Libertés”

amin’ny ankapobeny  mba hiarovana  ny antontan-kevitra ampiasain’izy ireo ary natao ho an’ny Malagasy iray manontolo tsy an-kavanavaka izany. Mitovy amin’ireny rafitra toy ny Ceni  sy  ny  fitsarana avo momba ny lalàm-panorenanan ireny izy io ka ahitana olona 9 koa ao anatiny ary manana ny solontenany amin’izany ny eto anivon’ny Antenimieram-pirenena amin’ny alalan’ny tenako izay voafidin’ireo namana tamin’ny isam-bato 46 raha 18 no azon’ny mpifanandrina tamin’ny tena.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT