Actualités

Razanamahasoa Christine Tsy azo atao amboletra ny fandaniana lalŕna


  • Alatsinainy 04 Jolay 2016

Asa natao tany amin’ny kaomisiona ny fandinihana ity volavolan-dalŕnan’ny serasera ity nefa matevina ka nangatahana hiadian-kevitra any amin’ny « commission pléničre » dia iny niafara tamin’ny tsanga-tanana iny ny handraisana fanapahan-kevitra ny aminy na tsia.

 

 

 Nilefitra ny vitsy an’isa rehefa natao ny tsanga-tanana ka hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fandinihana azy ity. Ny azo ambara fotsiny dia hiankinan’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny mihitsy ity volavolan-dalàna ity fa tsy vitan’ny hoe mahakasika anareo mpanao gazety fotsiny fa miantraika amin’ny  fahafahana miteny  voalazan’ny andininy faha-10-n’ny lalàmpanorenana mihitsy ka heveriko fa tsy tokony hatao an-kamehana, na hatao amboletra fa hoe tsy maintsy laniana fa aleo dinihana milamina tsara, hoy ny sepiote Christine Razanamahasoa.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT