• Talata 05 Jolay 2016
Actualités.SEMPAMA Nosy Tsy hitokona indray

Tsy hitokona indray amin’ity herinandro ity noho ny antso nataon’ireo mpiadina sy ny ray aman-drenin’ireo kilonga manala CEPE anio ilay vovonan’ny sendikan’ny mpampianatra eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Ambatondrazaka Mirongatra indray ny harom-paosy

Ireo mpiantsena avy any ambanivohitra no lasibatry ny asa ratsin’ny tontakely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Andranomanalina Isotry Vehivavy bevohoka voatifitry ny polisy tsy nahy

Jiolahy no notifirina, vehivavy mitondra vohoka sendra nandalo no niantefan’ny bala. Ireo nenjehina tafaporitsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Fisolokiana fiara Mirongatra be ao Toamasina

Samy manao izay hahazoany vola ny rehetra ankehitriny, na ho tonga hatramin’ny fisolokiana sy fanapoizinana olona aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Fanadinana CEPE - Tolagnaro Misy moana marenina ireo mpiadina

Mahatratra 67 000 ireo ankizy hiatrika ny fanadinana cepe ao amin’ny Dren Anosy izay miparitaka amin’ireo foibem-panadinana 39.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Esana Ampamakiambato Zanaka mpirahalahy mamo nifamira antsy

Tovolahy anankiroa manodidina ny 16-18 taona eo, mpihavana akaiky zanak’olona mpirahalahy iraitampo no nifamono nifamira tamin'ny antsy omaly tolakandro tao Esana Ampamakiambato ao amin'ny kaominina ambonivohitr’i Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
FTT