Actualités

Esana Ampamakiambato Zanaka mpirahalahy mamo nifamira antsy


  • Talata 05 Jolay 2016

Tovolahy anankiroa manodidina ny 16-18 taona eo, mpihavana akaiky zanak’olona mpirahalahy iraitampo no nifamono nifamira tamin'ny antsy omaly tolakandro tao Esana Ampamakiambato ao amin'ny kaominina ambonivohitr’i Tolagnaro.

 

 Ny tendan'ity zandriny no voarasa. Sendra nanala azy niaraka izy mirahalahy ireto ary voalaza fa niara-nisotrosotro. Rehefa niakatra ny dozy dia raikitra ny fifanolanana. Resaka tsy nifankahazo no niantombohany. Avy hatrany dia nandray antsy ilay zokiolona ary navantany teny amin'ny tendan’ilay rahalahiny ilay antsy maranitra. Nijininika ny ra. Samy taitra ny manodidina namonjy ilay naratra nitondra azy tany amin'ny hopitaly. Izany tokoa no tonga amin’ny fitenenana hoe : ny fo ranomafana. Mandeha ny famotorana.

Oth

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT