• Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.TAPANY KELY MAHAJANGA

Hankalaza ny faha-55 taona nitsingerinany ny polisim-pirenana ao amin’ny fari-piadidiam-paritany Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.Tapatapany JIRAMA

Efa tara ny fampiakarana ny vidin-jiro sy ranon’ny Jiro sy Rano Malagasy raha oharina amin’ny zava-misy eo anivon’ity orinasam-panjakana ity, hoy ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.Foibem-panadinana Antanimbarinandriana 34 ireo mpiadina Cepe tsy tonga

Nahatratra 34 ireo mpiadina voasoratra anarana tsy tonga ho an’ny foibem-panadinana Antanimbarinandriana ahitana ny EPP sy ny CEG mitambatra omaly talata 5 jolay nanatanterahana ny fanadinana CEPE.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.CEPE hafakely Teny an-tokotany no nanao fanadinana

Ivontoeram-panadinana telo samy hafa izay samy hiadidian- dramatoa Ramiantarivelo Lovasoa na ny ao amin’ny EPP sy CEG Avaradoha na ny ao amin’ny EPP Betongolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.Antananarivo renivohitra Zazalahy 1.200 hoforaina maimaimpoana

Zazalahikely miisa 1.200 no hoforana maimaimpoana mandritra ny roa volana ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nanomboka omaly talata 5 jolay ny hetsika teny amin’ny BMH Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.Asa famoronana sy fanitarana Tsy azo sarahina amin’ny fampandrosoam-pirenena

Na eo amin’ny lafiny politika na sosialy na toekarena na kolontsaina na hairaha na itony teknolojia vaovao itony dia samy miainga sy mifototra amin’ny asa famoronana avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT