Actualités

Tapatapany JIRAMA


  • Alarobia 06 Jolay 2016

Efa tara ny fampiakarana ny vidin-jiro sy ranon’ny Jiro sy Rano Malagasy raha oharina amin’ny zava-misy eo anivon’ity orinasam-panjakana ity, hoy ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana.


VONDRO EOROPEANINA 

Nanambara ny fiavian’ny delegasionina avy amin’ny Vondrona Eoropeanina eto Madagasikara ny masoivohony Antonio Sanchez-Benedito Gaspar. Iraka izay higadona amin’ny volana oktobra sy novambra.  

FED 

Hifantoka amin’ny fotodrafitrasa, ny fitantanana mahomby, ny tohana andrimpanjakana, ny fanampiana tetibola ary ny fampiroboroboana ambanivohitra ny Fed andiany faha-11 hatramin’ny taona 2020. Efa nisy ny vola nivoaka fanohanana ny sehatra fotodrafitrasa, hoy ny solontenan’ny Vondrona Eoropeanina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT