- Alarobia 06 Jolay 2016
Actualités.Minisitry ny serasera Miezaka mamono afo
Nanazava ny momba ilay fehezan-dalàna momba ny fifandraisana omaly ny minisitry ny serasera Andrianjato Vonison Zafindambo izay nilaza fa naharitra herintaona sy tapany no niasany nandrafetana ho lasa volavolan-dalàna ny volavolan-kevitra avy amin’ny teknisianina isanisany namaritana ny fehezan-dalàn’ny fifandraisana vaovao hiadian-kevitra lalina ity.
Hamaky ny tohiny