Actualités

Lalam-pirenena faha-4 Aiza ny volan’ny FER ikojakojana ny lalana ?


  • Alarobia 06 Jolay 2016

Mihatery andro aman’alina ny lalam-pirenena faha-4.

 

 Maniry bozaka aman’ahitra ny andaniny roa amin’ny lalana, mandrakotra azy. Mitaraina ireo mpamily fa mila hifampikasoka ny fiara isaky ny mifanena, indrindra amin’iny Tampoketsa-Ankazobe iny. Ny tsy mbola fisian’ny fikojakojana ny lalana no antony, tranga izay mampametra-panontaniana ny mpampiasa lalana hoe : fa aiza ny volan’ny Tahiry fikojakojana ny lalana (FER), izay tangosana amin’ny vidin-tsolika no tsy misy fikarakarana ny lalana ? Ho avy anefa ny fotoam-pialantsasatra, maha betsaka ny fiara mivezivezy amin’iny lalam-pirenena faha-4 iny. Ahiana ny hitomboan’ny lozam-pifamoivoizana raha tsy misy fepetra raisina haingana manoloana izany.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT