• Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.Fitrandrahana volamena ao Soamahamanina Hanimba tanteraka ny farihin’Itasy

Miantso ny fitondram-panjakana foibe hampitsahatra ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany ataon’ny Sinoa Jiuxing Mines any amin’ny faritr’Itasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.Barack Obama Nirary soa ny mpino Silamo Malagasy

Nahatsiaro manokana ny mpino Silamo eto Madagasikara noho ny fifaranan’ny Ramadany omaly ny filoha Amerikanina Barack Hussein Obama ka nanambara fa : “amin’ny anaran’ny vahoaka Amerikanina, no irariako sy Michelle soa ho an’ireo silamo malagasy noho ny fankalazana ny Eid al-Fitr.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.Varotra sy fanjifana MAGRO vaovao 4 hisokatra

Tantara mbola anisan’ny mitana ny sain’ny maro ankehitriny ny raharaha Magro etsy Ankorondrano izay tsy navelan’ny tranoben’ny varotra nokasihina ankoatra ny tsy famelan’ny fitondram-panjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.ASA SY FAMPIOFANANA

Tanterahana eny amin’ny Carlton Anosy ny «Salon des métiers et de la formation» andiany faha-10.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.Orinasa Star sy ny Consulat de Monaco Nanolotra bodofotsy ho an’ireo ankizy sahirana

Nanolotra bodofotsy miisa 1 .000 ho an’ireo ankizy zanaky ny sahirana ara-pivelomana avy amina fokontany miisa 10 eto an-drenivohitra ny orinasa Star sy ny Consulat de Monaco.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Actualités.Mpino Silamo Sosotra amin’ny fitondrana

Zary adinon’ny fitondram-panjakana tanteraka ny mpino Silamo rehefa misy ny fanovana governemanta, hoy i Papa Souley filohan’ny

Hamaky ny tohiny
FTT