- Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Fiarahamonim-pirenena sy ny mpanao gazety Tsy hanaiky fanagejana fa hihetsika
Mitovy ny tolona hatrehin’ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena sy ny mpanao gazety ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMitovy ny tolona hatrehin’ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena sy ny mpanao gazety ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNosantarina teny Antaninandro, Ambondrona ary Faravohitra ny asa fametrahana takelaby (Panneaux de signalisation) sy “Plots” ataon’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyTapitra ny Ramadany na ny iray volan’ny fifehezana ho an’ny mpino Silamo ka nivoaka tamin’ny fahanginany amin’izay ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany amin’ny distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohinyTsy mbola afaka misioka fa tsy tafavoaka ny ala ny fitondram-panjakana momba ilay fehezan-dalàna mifehy ny fifandrasaina na dia efa lany teny amin’ny antenimieram-pirenena aza izy ity.
Hamaky ny tohinyManomboka mirarakompana ny fanakianana sy fanamelohana ny nandanian’ny antenimieram-pirenena ilay lalàna momba ny fifandraisana.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ihany koa omaly hariva ny sendikan’ny Mpampianatra-mpikaroka sy Mpikaroka-mpampianatra na SECES momba ilay fandaniana ny lalàna mifehy ny serasera ka nitaky
Hamaky ny tohiny