• Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Kaominina Andranonahoatra Zazalahy kely am-polony no noforaina maimaimpoana

Zazalahy kely am-polony maro no noforaina maimaimpoana tao amin’ny kaominina Andranonahoatra, distrikan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Diaben’ny mpanao gazety Sedra ho an’ny Fanjakana

Hanao diabe mangina, miainga avy eny Ankorondrano miazo an’i Soarano, manoloana ny tsangambaton’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Fiakaran’ny vidim-piainana andro aman’alina Misitri-belona ireo minisitra tompon’andraikitra

Tsy hay na mody tsy mahita na tena tsy mahita ny fahasahiranam-bahoaka ny mpitondra ankehitriny. Hisondrotra 500 Ar ny saran-dàlana, hiakatra 9% hatramin’ny 15% ny vidin-jiro, efa mahatratra hatrany amin’ny 35 000 Ar ny vidin’ny harina fandrehitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Ady amin’ny tsy fanjarian – tsakafo 47,3% ny zaza malagasy no tsy ampy sakafo

47,3% , io no taha ofisialin’ireo zaza tsy ampy sakafo eto Madagasikara hatramin’ny taona 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Fahafahan’ny asa fanaovan-gazety Laharana faha-56 maneran-tany ny Malagasy

Araka ny navoakan’ny RSF na ny Repoters sans frontiers farany dia laharana faha-56 maneran-tany no misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fahafahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ny firenena 180 voalahatra tamin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Fananganana orinasa eto Madagasikara Lohalaharana ireo mpandraharaha Sinoa

Mitana ny laharana voalohany eo amin’ny fananganana orinasa eto Madagasikara ireo mpandraharaha Sinoa, hoy ny antontanisan’ny «Economic Development Board of Madagascar».

Hamaky ny tohiny
FTT