Actualités

Ady amin’ny tsy fanjarian – tsakafo 47,3% ny zaza malagasy no tsy ampy sakafo


  • Talata 12 Jolay 2016

47,3% , io no taha ofisialin’ireo zaza tsy ampy sakafo eto Madagasikara hatramin’ny taona 2012.

 

 Ireo faritra avo toerana toa an’Analamanga, Amoron’i mania, Matsiatra ambony sy Alaotra mangoro moa no tena ahitana betsaka ireo zaza tsy ampy sakafo ireo amin’ny ankapobeny. Hisy araka izany ny hetsika goavana ho tanterahina etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina hiadiana amin’izany fitarazoan’ny tsy fanjarian – tsakafo eto Madagasikara izany rahampitso 13 jolay izay ho karakarain’ireo sampan – draharaha misahana izany.

J.M

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT