- Alakamisy 14 Jolay 2016
Actualités.Hentitra ny ATT Tsy tokony hiakatra ny saran-dalana
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny tale jeneralin’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety Rakotondrazaka Andriantsarafara manoloana ny mety ho fiakaran’ny saran-dalana eto an-drenivohitra ho 500 Ar, manomboka ny talata 26 jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohiny