- Talata 19 Jolay 2016
Actualités.TAPANY BERIJA
Natao fanadihadiana nandritra ny adin’ny telo tao amin’ny Toby Ratsimandrava, omaly, i Ravelomanantsoa Berija
Hamaky ny tohinyNatao fanadihadiana nandritra ny adin’ny telo tao amin’ny Toby Ratsimandrava, omaly, i Ravelomanantsoa Berija
Hamaky ny tohinyHiakatra ny vola aloa amin’ireo tabilao dokambarotra eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny trafikan-drongony avy any atsimon’ny nosy any tato ho ato ary isan-kerinandro dia misy tratra hatrany ao Antsirabe.
Hamaky ny tohinyNifamotoana tao Dakar ny solontenan’ireo firenena afrikanina tompon’andraikitra sy manampahaizana momba ny ady amin’ny tazomoka ny herinandro lasa teo.
Hamaky ny tohinyAfabaraka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray i Madagasikara satria zava-mahadomelina na rongony amin’ilay tena mahery vaika antsoina hoe Heroine 3 kg tombanana ho mitentina 150 000 euros avy aty Madagasikara no tra-tehaky ny polisin’ny sisin-tany tao amin’ny seranam-piaramanidin’i Catane –Sicile any Italia ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNotapahan’ny fivoriamben’ny Firenena mikambana ho andro iraisampirenena ho an’i Nelson Mandela ny 18 jolay nanomboka ny volana novambra 2009.
Hamaky ny tohiny