Actualités

Tapatapany DOKAMBAROTRA


  • Talata 19 Jolay 2016

Hiakatra ny vola aloa amin’ireo tabilao dokambarotra eto an-drenivohitra.

 

Ho lasa 4 alina ny metatra toradroa raha 1 alina teo aloha. Hifarana ny 20 jolay ny fe-potoana farany fandoavana ny hofan’izy ireo amin’ity taona 2016 ity.

TOBY FIANTSONANA 

Hitohy amin’ity herinandro ity ny asa fanamboarana ny toby fiantsonana vaovao eny Andohatapenaka. Ho vita amin’ny volana septambra rahateo ny fotodrafitra rehetra, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fanajariana ny tany Rafidimanana Narson.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT