• Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Olan’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo Raikitra indray ny atrikasa

Nisy ny fanadihadiana natao tamin’ny volana febroary lasa teo mikasika ny olana eo amin’ny tsy fahampian-tsakafo any Atsimo ary dia nahatafavoahana antontanisa izay maneho fa mahatratra 665.000

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Didimpoitra faobe Lahikely 31 no indray natao tao amin’ny CSB II Namontana

Ankizy 31 no vita hasoavana omaly maraina teny amin’ny CSB2 eny Namontana, andiany voalohany amin’ny hetsika «Didimpoitra Faobe» maimampoana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2016
Actualités.Rotaka teny Ankatso Nirefotra indray ny lakrimôzenina

Miverina indray ny olana eny amin’ny anjerimanontolo amin’izao fotoana izao. Nanao fitokonana indray mantsy ny mpianatra eo anivon’ny Fakiolten’ny Siansa sy ny ENS omaly alatsinainy 18 jolay 2106.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2016
Actualités.Soamahamanina Naato ny fitrandrahana volamena

Naato aloha ny asan’ilay orinasa Sinoa mitrandraka volamena any Soamahamanina. Ry zareo no nandray ny fanapahan-kevitra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2016
Actualités.Fitsarana Afrikanina Hampihatra lalàna amin’ireo mpitondra meloka

Nifarana omaly tao Kigali ny fihaonana an-tampony andiany faha-27 an’ny Vondrona afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2016
Actualités.Olan’ny Pasipaoro biometrika Ny Praiminisitra Mahafaly aza miala bala

Niverina indray omaly maraina ny olana amin’ny fanamboarana Pasipaoro biometrika etsy amin’ny polisy misahana ny fifindra-monina Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT