• Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Afa-baraka

Fa inona ity ataonareo ity ry Jean a ? Tena tapa-tsinay ny hehy anie radadatoa mijery vaovao hariva tamin’ny televiziona, dia mahita fa “stand-by” ilay Soamahatamana e

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Fitondrana Rajaonarimampianina Kitoatoa fiasa

Hisy amin’ity anio ity ny dinidinika ambany tafontrano tarihan’ny prefe ao Soamahamanina mba hamitranam-pihavanana eo amin’ireo mponina any an-toerana nankasitraka sy ny nitsivalana tamin’ilay fitrandrahana volamena nokasain’ny Sinoa natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Radio Miara-manonja Miainga avy any Soamahamanina anio

Hiainga vao maraina eto Antananarivo ka hihazo ny lalam-pirenena voalohany ho any Soamahamanina anio ny mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika miady ho amin’ny fanajana ny fahalalahana maneho hevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra sy Moroni Sehatra efatra no hiaraha-miasa

Sehatra efatra no hiarahan’ny Kaominina Antanananarivo-Renivohitra sy Moroni Renivohitr’i Comores miasa. Nivoitra izany omaly nandritra ny fitsidihan’ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.Lalàna manara-penitra

Miteraka adihevitra be sy fifandirana matetika ny fampiharana ny lalàna eto Madagasikara. Lasa tsy maintsy misy fifampiraharahana foana ikarohana ny marimaritra iraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Actualités.TAPATAPANY LEADER FANILO

Hotanterahina eny amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny 22 sy 23 jolay ny Filankevitra nasionalin’ny Leader Fanilo hanavaozana ny mpikambana amin’ny birao nasionalin’ity antoko naorin’i Herizo Razafimahaleo ity, araka ny fanamafisan’ny mpandrindra nasionaly.

Hamaky ny tohiny
FTT