Actualités

Afa-baraka


  • Alakamisy 21 Jolay 2016

Fa inona ity ataonareo ity ry Jean a ? Tena tapa-tsinay ny hehy anie radadatoa mijery vaovao hariva tamin’ny televiziona, dia mahita fa “stand-by” ilay Soamahatamana e


. Mba tsy nisy delestazy indray mantsy teny amin’ny kartienay ry Jean dia mba nahara-baovao tamin’iny, fa isan’andro dia tatibolana hatrany no ahenoana an’izao sy izao. Fa tena latsaka ho aho radadatoa, mba marina. Fa inona ity, hoy izy. “Stand-by” androany, rahampitso ho “au ralenti”, ambadik’izay “point mort”. Tena hita hono ianareo ry Jean fa taranaky ny mandroso mihemotra, hay fika fanafenan-javatra fotsiny ilay mody mievotrevotra arahina tsamboamboatra kely iny an. Fa dia afa-baraka kosa aloha ianareo amin’ireny ry Jean an.

Marco

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT