Actualités

TAPATAPANY LEADER FANILO


  • Alarobia 20 Jolay 2016

Hotanterahina eny amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny 22 sy 23 jolay ny Filankevitra nasionalin’ny Leader Fanilo hanavaozana ny mpikambana amin’ny birao nasionalin’ity antoko naorin’i Herizo Razafimahaleo ity, araka ny fanamafisan’ny mpandrindra nasionaly.


FAHASALAMAM-BAHOAKA
Hanatanteraka fihaonambe voalohany (1er Colloque national) ireo Mpampivelona eto Madagasikara ny 4 sy 5 aogositra ho avy izao.

TOLAGNARO

Tombanana ho avy any Afrika atsimo fa tsy avy any amin’ny tendro-tany atsimo akory ilay biby hita tany amin’ny morontsirak’i Tolagnaro ny alahady lasa teo, araka ny fanambaran’ny manampahaizana iray.

JIRAMA

Efa voamboatra ilay milina simba tany Andekaleka ka tsy hisy intsony ny delestazy lavareny ; fanjifana mihoatra ny mety sy zakan’ny vokatr’angovo misy kosa no mahatonga ny fahatapahana herinaratra amin’ny faritra sasany eto an-drenivohitra, hoy ny Jirama.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT