- Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Mpampianatra mpiambina BEPC Nofitahina indray ny sekoly tsy miankina
Vita omaly maraina, nanerana ny Nosy, ny fanadinam-panjakana ahazoana diplaoma BEPC.
Hamaky ny tohinyVita omaly maraina, nanerana ny Nosy, ny fanadinam-panjakana ahazoana diplaoma BEPC.
Hamaky ny tohinyMaka toerana tsikelikely eny amin’ny Seranam-piaramanidina Ivato ny Amerikanina. Ry zareo indray mantsy no handray an-tanana ny resaka fitiliana sy fisavana.
Hamaky ny tohinyNy talata 19 jolay no nivoaka ny fanapahan-kevitra ofisialy avy amin’ny governemanta fa miato ny fitrandrahana ataon’ny Sinoa ao Soamahamanina satria maro ny zavatra mbola mila hadihadiana.
Hamaky ny tohinyTeo Antranovy, 7 km tsy hidirana an’ilay toerana fitrandrahan’ny sinoa ao Soamahamanina no nitsenan’ireo vahoaka teny an-toerana ireo mpanao gazety tsy manaiky ilay lalàna vaovao mikasika ny satan’ny fifandraisana izay poizina ho an’ny firenena mba hiara-kitolona amin’izy ireo manoloana ny fitrandrahana tsy ara-drariny avelan’ny fitondram-panjakana hataon’ireo sinoa any an-toerana. I
Hamaky ny tohinyOlona tsy misy hifandraisany amin’ny resaka tany any Soamahamanina mihitsy, hoy ireo tompon-tany nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly tany an-toerana, no mitaona vahoaka hikomy amin’ny andro fanatanterahan’ny mpianatra ny fanadinana BEPC
Hamaky ny tohinyTena mampametra-panontaniana mihitsy hoe « ahoana no fomba nahafahan’ireo mpanao ratsy nitsofa ireo andrin-jiro maromaro mandeha amin’ny herin’ny masoandro mitsilo ny lalana avy eo Ampitatafika ho any Fenoarivo iny sy ny nahafahan’izy ireo naka ireo jiro rehetra sy
Hamaky ny tohiny