Actualités

Fivarotana tanindrazana Toherin’ny mpanao gazety sy ny vahoakan’i Soamahamanina


  • Alakamisy 21 Jolay 2016

Teo Antranovy, 7 km tsy hidirana an’ilay toerana fitrandrahan’ny sinoa ao Soamahamanina no nitsenan’ireo vahoaka teny an-toerana ireo mpanao gazety tsy manaiky ilay lalŕna vaovao mikasika ny satan’ny fifandraisana izay poizina ho an’ny firenena mba hiara-kitolona amin’izy ireo manoloana ny fitrandrahana tsy ara-drariny avelan’ny fitondram-panjakana hataon’ireo sinoa any an-toerana. I

 zany moa no natao dia mba ho fitsinjovana ireo mpiadina manila BEPC ao Soamahamanina. Izy ity moa dia sady ho fankasitrahan’ireo mpanao gazety ny fanohanana nataon’ireto vahoaka ireto ny hetsiny mikasika izay resaka fanapenam-bava eto Madagasikara izay. Fifanekena vaovao kosa indray ary no nifanaovan’ireo mpanao gazety izay mivondrona ao anatin’ilay hetsika fanoherana ny tsy fahalalahana hiteny sy mampita vaovao sy ireo vahoakan’i Soamahamanina omaly fa dia hiara-kitolona ihany koa izy ireo ho fanoherana ny fanomezana vahana be loatra ireo vahiny hitrandraka ny harem-pirenentsika ka hotakiana amin’izany ny fampitsaharana tanteraka mihitsy ny fitrandrahan’ireo vahiny rehetra eto Madagasikara.

Faralahimatoa


  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT