• Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Fikambanan’ny Ben’ny tanàna an-drenivohitra Hanangana “Maison des Maires” hifanampiana

Nihaona tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana tetsy Anosikely omaly, ny fikambananan’ny Ben’ny Tanàna antanan-dehibe eto Madagasikara notarihin’ ny filohany Razanakolona Paul

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Rakotoarivony Aimé Tsy tanin’ny “Bao lai” izany i Pochard

Raha tokony ho tamin’ny alakamisy teo no handrenesana ny valin-teny avy amin’ny fanjakana foibe ny amin’ny fanafoanana ny didy mirakitra ny tokony handravana ny toeram-pivarotan’ireo mpivarotra taojavatra Malagasy etsy amin’ny tsena Pochard,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Tapatapany NICE

Higadona eto Madagasikara amin’ny 28 jolay ny nofomangatsiakan-dRazafitrimo Rakotomalala Mino Andriantsiory Robiarisoa, ilay vehivavy Malagasy manan-janaka roa

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Semban-drahona ny BEPC Mpampianatra iray maty nodonin’ny kamiao

Semban-drahona ny fanadinana BEPC tao amin’ny toeram-piadinana ao Maroambihy-Sambava fa raha iny tamin’ny lalana hody iny i Ndrefana William dia nodomin’ny kamiao iray ka maty tsy tra-drano,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Tovolahy mpiasa amin’ny karaoke Hita faty nihohoka tao amin’ny efitranony

Tovolahy iray tokony ho 18 taona eo no hita faty tao an-tranony ao Beravina avaratra, Parc Fianarantsoa. Efatra andro niasana tao amin’ny toerana fanaovana karaoke iray izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Toeram-pitrandrahana ao Soamahamanina Tsy nisy mpanao gazetin’ny Tia Tanindrazana tafiditra izany !

Tsy marina ny voalaza tao anatin’ny lisitra izay naseho tao amin’ny fandaharana mazava atsinanan’ny televizionam-pirenena izay nilaza fa nisy mpanao gazetin’ny Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
FTT