Actualités

Rakotoarivony Aimé Tsy tanin’ny “Bao lai” izany i Pochard


  • Sabotsy 23 Jolay 2016

Raha tokony ho tamin’ny alakamisy teo no handrenesana ny valin-teny avy amin’ny fanjakana foibe ny amin’ny fanafoanana ny didy mirakitra ny tokony handravana ny toeram-pivarotan’ireo mpivarotra taojavatra Malagasy etsy amin’ny tsena Pochard,

 

araka ny fangatahan’ny fikambanan’ireto mpivarotra ireto, notohanan’ny andiana solombavambahoaka vitsivitsy,  dia fantatra fa mety ho anio alatsinainy no hahazo valin-teny avy amin’ny tompon’andraikitra mahefa ireto mpivarotra ireto raha tsy misy fiovana amin’ny ora farany. Na izany, na tsy izany dia mbola hentitra ny fanambarana nataon’Atoa Rakotoarivony Aimé, filohan’ireo mpivarotra asa tanana etsy amin’ny Pochard, fa tanim-panjakana nametrahan’ny mpitondra ny tanàna azy ireo tamin’ny taona 1996 ho solon’ny tsenan’Anjoma ny eo amin’ny Pochard ka tsy izay teratany sinoa atao hoe Ren Yu Zhu na Baolai aty amin’ny taona 2016 aty no milaza fa nividy an’izany tamin’olon-tsotra noho ny fanomezana alalana hafahafa nataona tompon’andraikitry ny fananantany fantatra anarana tamin’ny fotoanandrony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT