• Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Vono olona Zazavavikely 3 taona hita faty tao anaty lavadrano

Nivarahontsana ny mponina tao Tsaramandroso III, Fokontany iray ao an-tampon-tanànan’i Mampikony teo anatrehan’ity loza ity

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Pasipaoro – « Permis » - « Carte grise » Vaky ambatolampy ny nafenina

Niteraka resabe ny fanamboarana pasipaoro biometrika. Nikatso efa ho tapabolana ny fanomezana azy tetsy amin’ny polisy misahana ny fifindra-monina Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Lalànan’ny serasera Hiverin-dalana ny fanjakana ?

Mbola resabe amin’izao fotoana izao ny mahakasika ilay lalànan’ny serasera izay efa nolanian’ny Antenimierandoholona sy ny Antenimierampirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.«Centrale d’achat» ho an’ny Tantsaha Malailay fonosana Rakotovao Rivo

Nanangam-bovona ny minisitra Rakotovao Rivo, nanakiana ny vina iarahan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Kaominina Ambanivohitra Ampitatafika hanangana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Tapatapany Orinasa Fanalamanga

Nikatona omaly ny fankalazana ny faha-40 taonan'ny Orinasa Fanalamanga. Minisitra sy olom-panjakana maro avy amin’ny Faritra

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jolay 2016
Actualités.Tanànan’Antananarivo Renivohitra Maizin-kitroka amin’ny tsy fahampian-jiro

Mahavariana ny mahita ny toerana maro eto anivon’ny tanànan’Antananarivo eto ankehitriny izay miaina ao anatin’ny haizina tanteraka rehefa alina ny andro.

Hamaky ny tohiny
FTT