- Talata 26 Jolay 2016
Actualités.Mpianatra Malagasy any ivelany Vao mainka mitombo ny olana
Efa hifarana ny taom-pianarana, miverina indray ny olan’ireo mpianatra any ivelany toy ny any Chine.
Hamaky ny tohinyEfa hifarana ny taom-pianarana, miverina indray ny olan’ireo mpianatra any ivelany toy ny any Chine.
Hamaky ny tohinyMampiahiahy ny trangan-javatra tato ho ato. Iharan’ny fanafihana misesy ny toerana miankina amin’ny finoana katolika apôstôlika romana.
Hamaky ny tohinyNy zoma teo dia efa nanomboka tapaka ny jiro sy ny rano tao Mahajanga tampon- tanàna.
Hamaky ny tohinyHampiantrano ny Fivoriamben’ny AV-COI (Association des Villes et Communes de la Commission de l’Océan Indien) na ny fikambanan’ireo Tanàna sy Kaominina ao amin’ny Faritry ny Ranomasina Indiana, ny tanànan’ Antananarivo amin’ny faran’ny volana novambra sy ny fiandohan’ny volana desambra amin’ity taona 2016 ity.
Hamaky ny tohinyLanonana fitokanan-trano no novonjena, faty olona nikararana no nitranga tao amin’ity fianakaviana iray tany akaikin'Ambatolava, fokontany Imandro,
Hamaky ny tohinyOlana saro-bahana eny amin’ny oniversitem-panjakana ny resaka vatsim-pianarana. Vao tsy ela akory izay ny mpianatra teo anivon’ny Sampana siansa no nanao fitokonana noho izay antony izay.
Hamaky ny tohiny