Actualités

Mahajanga Niverina indray ny delestazy


  • Talata 26 Jolay 2016

Ny zoma teo dia efa nanomboka tapaka ny jiro sy ny rano tao Mahajanga tampon- tanàna.

 

 Tsy fantatra mazava ny tena anton’ny fiverenan’ny delestazy io. Maharitra adiny ny valo eo ny fahatapahana ary saika isam-pokontany dia mahazo ny anjarany avokoa. Tsy mbola nanome fanazavana mikasika ny fahatapahan’ny jiro sy ny rano io tompon’andraikitry ny Jirama fa eo ampitadiavana vahaoalana mikasika izany izy ireo. Sahirana ary tsy maintsy mandoa ny faktiora ny mpanjifa na dia efa miaina ao anatin’ny haizina sy tsy fisian’ny rano aza ny vahoaka. Ny Jirama rahateo tsy miandry fotoana ela amin’ny fanapahana ny jiro izay tsy nahaloa ny faktiorany fa avy hatrany dia manapaka.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT