• Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Ambodivondava Alasora Tsy manaiky ny hanafoanana ny taksibe F ny mponina

Tsy manaiky ny hanafoanana ireo taksibe ao amin’ny zotra F tsy hiasa ao aminy ireo mponina eny Ambodivondava Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Ady amin’ny herisetra Nomen’ny UNFPA 30 000 dolara ny minisiteran’ny mponina

Nanolotra fanampiana ho an’ny minisiteran’ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ny UNFPA, mitentina 30.000 dolara na 88 410 000 ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2016
Actualités.Praiminisitra Solonandrasana Olivier Tsy azo ekena ny fampiakarana ny vidim-bary

Nandritra ny fitsidihana nataony tany Tolagnaro ny faran’ny herinandro teo, naneho ny heviny mahakasika ny fiakaran’ny vidim-bary ankehitriny ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2016
Actualités.Famatsiana avy ato anatiny Mifanipaka ny hevitry ny fokonolona sy ny minisitera

Nandritra ilay lanonana mikasika ny fokonolona mitantana ny harena voajanahary izay natao tetsy Anosy omaly dia samy naneho hevitra avokoa ny mpitarika ireto fokonolona ireto sy ny minisitry ny toekarena sy ny tetipivoarana ny jeneraly Herilanto Raveloarison

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2016
Actualités.Delestazy Tsy mahavaha olana ity fitondrana ity

Miaina delestazy ny tanànan’Ambositra nanomboka ny zoma 22 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2016
Actualités.Fandraharahana Tohana ny vahiny, semporina ny Malagasy

Delegasionina mafonja avy amin’ny governemanta notarihan’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier nahitana minisitra maventy 5 :

Hamaky ny tohiny
FTT