Actualités

Famatsiana avy ato anatiny Mifanipaka ny hevitry ny fokonolona sy ny minisitera


  • Talata 26 Jolay 2016

Nandritra ilay lanonana mikasika ny fokonolona mitantana ny harena voajanahary izay natao tetsy Anosy omaly dia samy naneho hevitra avokoa ny mpitarika ireto fokonolona ireto sy ny minisitry ny toekarena sy ny tetipivoarana ny jeneraly Herilanto Raveloarison

. Nahagaga ihany ny nahare ny fanazavan’ny minisitra fa dia mbola sarotra ho antsika amin’izao fotoana izao ny miditra ao anatin’ny famatsiana avy ato anatiny nefa ilay avy atsy an-kilany dia nampahafantatra fa ny 7%-n’ny harena ankibon’ny tany eto amin’izao tontolo izao dia eto Madagasikara daholo kanefa dia ao anatin’ireo firenena 10 farany mahantra eto ambonin’ny tany isika.


Faralahimatoa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT