• Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Lalàna mifehy ny serasera Mitohy ny fitaka bevava ataon’ny mpitondra

Vao nanomboka ity resaka lalàn’ny serasera ity dia efa nisy ny amboletra tamin’ny fandaniana azy tetsy amin’ny Antenimierandoholona izay lany 100% tamin’ny alalan’ny loholona miisa 46 tonga nivory.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia Hiara-kiasa ny ACEEM sy ny komity mpikarakara

Hifanome tanana amin’ny fanatontosana an-tsakany sy an-davany ny fandraisana ilay fihaonambe an-tampony faha-16 ho an’ny tany mampiasa ny teny Frantsay ny Oniversite

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Fampandrosoana ny faritra Bara Miantso fifanomezan-tanana ny FITIBA

Natolotry ny Fikambanana Firaisankinan'ny Terak'IBara (FITIBA) an’ny Filohan'ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, omaly tetsy amin'ny Lapa Maitso Anosikely,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Kianjan’ny 80 lahy Ambatobe Nofefena vao maraina, romotra ny mponina

Efa fefy fanitso sy vavahady mihidy amin’ny rojo vy no novantanin’ireo tanora saika hikotrana sy hilalao baolina teny amin’ny kianjan’ny 80 lahy Ambatobe omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.ISOTRY

Nitohy teny amin’iny faritra iny ny fanentanana sy ny fampianarana ny mpivarotra ataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra an’ireo mpivarotra ny “Alignement”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2016
Actualités.Literatiora Malagasy Mitady ho very tanteraka

Mitady ho very hanjavona ny literatiora Malagasy ankehitriny na dia betsaka aza ireo tsy mahalala azy akory.

Hamaky ny tohiny
FTT