Actualités

Fampandrosoana ny faritra Bara Miantso fifanomezan-tanana ny FITIBA


  • Alarobia 27 Jolay 2016

Natolotry ny Fikambanana Firaisankinan'ny Terak'IBara (FITIBA) an’ny Filohan'ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, omaly tetsy amin'ny Lapa Maitso Anosikely,

ny boky mirakitra ny fehin-kevitry fikaonan-doha izay notanterahin'izy ireo tany Ihosy ny volana martsa 2015. Voarakitra ao anatin’izany ny momba ny fampandrosoana ara-tsosialy, ara-ekonomika, ara-kolotsaina ary ny fanjakana tan-dalàna ny faritra Bara. Tonga nanolotra izany teny an-toerana ny filohan'ny FITIBA, kaomisera Nakany Charly Zafimahely. Nangataka fiaraha-miasa amin'ny fanjakana, ny mpitondra eny anivon’ny faritra sy ny Fokonolona ihany koa izy ireo manoloana ny tsy fandriampahalemana misy any amin'io faritra io.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT