• Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.Fizarana kopia faobe Nanatanteraka izany ny kaominina 5 teny Atsimondrano

Kaominina dimy avy ao amin’ny faritra Atsimondrano no nisitraka ny hetsika fanaon’ny AEA na ny « Association Enfants d’Antananarivo”) amin’ny fizarana kopia faobe anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2016
Actualités.Malagasy mahantra Mamaly ny fanontanian’ny filoha ireo sendika

Anisan’ny mandray anjara amin’ny tolona sendikaly izay nosantarina, omaly, tetsy Andrainarivo ny avy eo anivon’ny sendikan’ireo mpampianatra FRAM tarihin-dRandrianjafy Elidio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2016
Actualités.Fiakaran’ny vidin-tsolika Hiteraka fipoahana ara-tsosialy

Akora fototra mibaiko ny fidangan’ny vidim-piainana ny solika. Niakatra hatrany anefa io vidim-piainana io teto Madagasikara hatramin’ny fisondrotry ny vidin-tsolika, hoy ny profesora Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2016
Actualités.Taxi tsy ara-dalàna Nomena 3 volana hikarakarana taratasy

500 amin’izao fotoana izao ireo fiarakaretsaka efa voaisa sy ara-dalàna ary 100 kosa no isan’ireo fiara fitateram-bahoaka eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2016
Actualités.Misy fetrany ny zava-drehetra

Tsy mora ny manao zavatra ary tsy misy ny fahagagana ka ho lasa mpanakarena tampotampoka eo ny Malagasy rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2016
Actualités.Fandraharahana saribao Gejain’ny Sinoa ihany koa ?

Nanahirana tokoa ny fitadiavana arina fandrehitra tao anatin’ireny vanim-potoanan’ny ny krizy lavareny ireny, hoy ireo mpaninjara.

Hamaky ny tohiny
FTT