Actualités

Malagasy mahantra Mamaly ny fanontanian’ny filoha ireo sendika


  • Alakamisy 28 Jolay 2016

Anisan’ny mandray anjara amin’ny tolona sendikaly izay nosantarina, omaly, tetsy Andrainarivo ny avy eo anivon’ny sendikan’ireo mpampianatra FRAM tarihin-dRandrianjafy Elidio.

Naneho hevitra mikasika ny antony andraisan’izy ireo anjara amin’ity tolona iarahana amin’ny sendika marobe ity moa izy teny an-toerana ka nilaza fa tena mitombina tokoa fa arirarira lava izy ireo rehefa manao fitakiana ary rehefa mivaly aza ny fitakiana dia matetika tsy mahafa-po hatrany.  Porofo, hoy izy, izao fivondronana sendika maro be izay hanao dinika ho fanavotam-pirenena izao fa tena mahantra ny Malagasy. Nanontany foana mantsy ny filoham-pirenena hoe aiza no misy mahantra eto ?


J.M

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT