• Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Mino Razafitrimo Tonga an-tanindrazana ny nofomangatsiakany

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny zoma 29 jolay vao mangirandatsy ny vata nisy ny nofomangatsiakan’i Mino Razafitrimo, teraka Rakotomalala,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Nidaroka Frantsay vavy Polisy roalahy nidoboka am-ponja

Nahitan-doza ny herisetra nataon’ireto polisin’ny FIP Fianarantsoa ny herinandro lasa iny. Vazaha vavy iray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY KELY FAHAFATESANA

. Mbola tany ampanatanterahana fitsidiham-paritra tany SAVA ny rainy tamin’ny fotoana nahafatesany. Niaretan-tory teny amin’ny Antenimieram-pirenena ny razana, nialoha ny nakan’ny fianakaviany azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Gadra eto Madagasikara 50 isan-taona no matin’ny tsy fahampian-tsakafo

50 isan-taona no terehimarika ofisialy navoakan’ny avy eo anivon’ny vokovoko mena Malagasy ho isan’ireo gadra eto amintsika matin’ny tsy fahampian-tsakafo na ny tsy fahampian-kena, raha ny marina kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Lalao QUIZZ Ikoizana Hotanterahina ny 27 Aogositra ny fifanintsanana nasionaly

Mizotra araka ny tokony ho izy ilay lalao Quizz Ikoizana handraisan’ireo ankizy madinika Malagasy anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Mahajanga Hifanotofan’ny mpiala sasatra

Ankoatra an’i Toamasina dia anisan’ny tanàna iray hifanotofan’ny mpiala sasatra amin’izao fotoam-pialantsasatra lehibe izao i Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
FTT