Actualités

TAPANY KELY FAHAFATESANA


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016

. Mbola tany ampanatanterahana fitsidiham-paritra tany SAVA ny rainy tamin’ny fotoana nahafatesany. Niaretan-tory teny amin’ny Antenimieram-pirenena ny razana, nialoha ny nakan’ny fianakaviany azy.

MAMPIKONY
Tsy tonga tamin’ny fitokanana Tranompokonolona tany amin’ny Kaominina Ambohitoaka-Mampikony ny filohan’ny Repoblika ny sabotsy 30 jolay, na dia efa niomana fatratra tamin’izany aza ny tany an-toerana ary efa nanaovana fampilazana isam-pokontany.

VONDROZO
Nodimandry teo amin’ny faha-61 taonany, ny 30 jolay teo ny Ben'ny tanànan'ny Kaominina ambanivohitr'Ivato, any amin'ny Distrikan'i Vondrozo noho ny aretim-po efa nitaiza azy. Vao voafidy tamin’ny lisitra Arema ny 31 jolay 2015 izy.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT