- Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.“Panneaux publicitaires” tsy ara-dalàna Iray no voatery nalana teny Ankorondrano
Niroso tamin’ny fanalana ireo takelaby fanaovana dokambarotra (Panneaux publicitaires) tsy ara-dalàna ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny talata hariva teo ka teny Ankorondrano no nisantarany izany.
Hamaky ny tohiny