- Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY
TANAMBE Maty nisy nitifitra ny alin’ny alakamisy 4 aogositra teo ny vadin’ny Ben’ny tanàna teo aloha ao amin’ny Kaominina Tanambe, Distrika Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyTANAMBE Maty nisy nitifitra ny alin’ny alakamisy 4 aogositra teo ny vadin’ny Ben’ny tanàna teo aloha ao amin’ny Kaominina Tanambe, Distrika Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyZaza sy ankizy miisa 300.000 tamina sekoly miisa 1.300 no nisitraka sakafo tamin’itony antsoina hoe “cantine scolaire” itony tany amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny mampitaraina fatratra ny maro, indrindra fa ireo taxi-brousse mampiasa iny lalam-pirenena fahafito iny ny haratsian’ny lalana miainga avy eo Ambohimahasoa hatrany Fianarantsoa mirefy 25 km.
Hamaky ny tohinyArakaraka ny mampiakatra ny vidin-jiron’ny JIRAMA no toa vao mainka mampahazo vahana ny delestazy ankehitriny. Ankoatra ireo tanàna maro eto an-drenivohitra izay efa tena velon-taraina tokoa mantsy dia miitatra hatrany Atsimondrano izany ka anisan’ireny Andranonahoatra Itaosy.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy hisy akony amin’ny fifandraisan’i Madagasikara amin’ireo firenena hafa ilay fifanolanana misy eo amin’ny ambasadin’i Torkia sy ireo teratanin’io firenena io mandraharaha eto amintsika, hoy ny profesora Radanoara Julien.
Hamaky ny tohinyMitarazoka ny fanorenana ny « village de la francophonie any Madagasikara, mety trano lay no handraisana ny hetsika ( Madagascar : le village de la francophonie piétine, tous sous un chapiteauR01;? ).
Hamaky ny tohiny