• Talata 16 Aogositra 2016
Actualités.Orinasam-pifandraisana Airtel Hampifaly ny mpanao vakansy ao Mahajanga

Hampifaly ireo mpanao vakansy ao Mahajanga ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar amin’ity taona 2016 ity ao anatin’ilay lohahevitra « Airtel beach party ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Actualités.Ampitatafika Manondrana indray ny mpanao politika

Mitaraina amin’ny afitsoky ny olona sasany izay ahitana mpanao politika mialokaloka ao ambadiny ny mponina eny amin’ny kaominina Ampitatafika distrikan’Antananarivo Atsimondrano,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Actualités.Fehezan-dalànan’ny serasera Any amin’ny filoha ny baolina

Namoaka ny fanapahan-keviny mikasika ilay Fehezan-dalàna hifehy ny fifandraisana sy ny serasera eto Madagasikara ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly. Mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana, hoy ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Actualités.Fandravana trano eny Andohatapenaka Tsy ara-drariny, hoy ireo rava fananana

Trano miisa 30 be izao no indray narodan’ny Fitondram-panjakana tetsy Andohatapenaka ny Alakamisy lasa teo, tsy nisy niangana intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Actualités.Mpivarotra fitaovam-pianarana Tsy manaiky ny famindran-toerana

Mba hahafahana mandamina ny mpivarotra etsy Analakely sy ny manodidina dia nandray fanapahan-kevitra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa tsy maintsy hafindra eny amin’ny kianjan’Ambohijatovo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Actualités.Olona misava kaontera Maro ny mpisoloky ka mila mailo ny rehetra

Tokantrano maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina no lalovana olona mitonona ho mpiasan’ny JIRAMA izay misava sy maka kaontera mihitsy tato anatin’ny herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
FTT