• Sabotsy 20 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY TOLAGNARO

Hanomboka anio ny fifanintsanana samihafa amin’ny fiadiana ny tompondaka nasionaly amin’ny fanatanjahantena an-tsekoly na FANALO tanterahina any Tolagnaro. Hitohy hatramin’ny 28 aogositra ny fifaninanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Actualités.Harom-paosy sy sinto-mahery Enin-dahy voasambotra teny 67ha

Olona enina no voasambotry ny polisin’ny Boriboritany fahafito etsy 67 ha ny alakamisy lasa teo, tafiditra ao anatin’ilay hetsika entina hamongorana ny mpangarom-paosy sy ny mpanao sinto-mahery eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Actualités.Tanjombato Tsy nisy mpaka ilay lehilahy maty hitan’ny fokonolona

Nahitana fatin-dehilahy iray manodidina ny 40 taona mahery teny amin’ny ranon’i Tanjombato omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Actualités.Hopitaly CHU-JRA Ampefiloha Matory eny am-boditrano ny mpiandry marary

Mampalahelo ny zava-mitranga eny anivon’ireo hopitalim-panjakana maro eto amintsika amin’ny alina. Raha vitan’ny mipetrapetraka eny an-jaridaina amin’ny antoandro dia mifanohitra amin’izay kosa amin’ny alina, indrindra fa ho an’ireo avy lavitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.Lalànan’ny fifandraisana Miantso fifampidinihana ny Amerikanina

Resaka tsy mety vita ny momba ilay lalàna mifehy ny fifandraisana, nanamafy ny fanambarana iombonan’ny mpanao gazety ireo tonia sy talen’ny fanoratana ny amin’ny tsy tokony hahamaika ny filoham-pirenena hanasonia ka hampanan-kery ity lalam-pamoretana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.James Ratsima “Tokony hahalala menatra ny fanjakana”

Tokony hahalala menatra ny mpitondra ankehitriny, hoy i James Ratsima mpitarika ny fikambanana Asandratro ny fireneko omaly manoloana ny hetsi-bahoaka hitranga anio etsy amin'ny kianjan'ny 13 mey, satria na ilay jeneraly iray niteny tamin'ny haino aman-jery ny alarobia alina teo aza dia efa niaiky fa tsy rariny intsony izao zava-misy eto amin'ny firenena izao.

Hamaky ny tohiny
FTT