- Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Afa-nenina ny rehetra Izay vao ho gidragidra
Na ny mpikambana eo anivon’ny Holafitra ny mpanao gazety (OJM) na ireo mpanao gazety mpanoratra sy mpandinika ara-politika (Achropol) na ny ankabeazan’ireo mpitantana haino aman-jery dia tsy mankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Filoha amin’ny hampanankery ny lalàna mifehy ny serasera.
Hamaky ny tohiny