• Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.200 tapitrisa ho an’ny Distrika Lalana sy rano fisotro madio no be mpitady

Mizotra araka ny tokony ho izy ny fananganana ny komitim-pampandrosoana Ifotony (CLD) raha ny nambaran’ny senatera Ravelomanantsoa Léon, miahy ny Distrikan’Antsirabe II sy Mandoto ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Eklipsa 1 septambra 1500 Ar raha tsy te ho jamba

Higadona afaka hateloana ny eklipsa, ilay fanakonan’ny volana ny masoandro. Tsy ho diso anjara amin’io i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Malagasy Hiakatra Fitsarana anio

Hiakatra fitsarana anio alatsinainy 29 septambra ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Sport Scolaire Any Matsiatra Ambony amin’ny 2017

Hivadika ho Federasiona Malagasy ny lalao an-tsekoly manomboka izao. Ny federasiona no handray an-tanana ny fikarakarana ny fifaninanana manomboka amin’ny 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Solontenan’ny Vondrona Afrikanina Mateti-piavy ao Anosikely

Nihaona tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, tetsy amin’ny Lapan’Anosikely omaly, ny solontena maharitry ny Vondrona Afrikanina eto Madagasikara Rtoa Hawa Ahmad Youssouf.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Komitim-Pampandrosoana Ifotony Tafatsangana ny an’Antsirabe II

Tafatsangana omaly zoma 26 aogositra ary vonona hiasa avy hatrany ny Komitim-Pampandrosoana Ifotony ho an’ny Distrikan’Antsirabe II.

Hamaky ny tohiny
FTT