• Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Tsy nahazo LP, naverina eny Antanimora

Nolavin’ny Fitsarana ny hanomezana fahafahana vonjimaika (LP) ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Gazoala eto Madagasikara Ny Jirama no manjifa ny 55%

Nahatratra 503.009 m3 ny gazoala nampiasain’ny Jiro sy Rano Malagasy nandritra ny volana janoary hatramin’ny jolay tamin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Ady amin’ny hanoanana Dodona mafy ny FAO

Mitsidika ireo firenena nosy eto amin’ny Oseanina Indianina ny tale jeneralin’ny sampan’ny Firenena Mikambana misahana ny fambolena sy ny sakafo, José Graziano da Silva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina 200 tapitrisa Ariary isaky ny Boriborintany

Vita sonia tamin'ny zoma 26 aogositra 2016 teo ny fifanarahana momba ny Tetibola hiasan'ny CLD na ny Komitim-paritra Momba ny Fampandrosoana, mitontaly 1 200 000 000 Ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Solomaso eklipsa Tsy voavidin’ny sahirana

Roa andro tsy hisehoan’ny eklipsa eto Madagasikara dia mbola maro ireo olona, indrindra ireo sahirana ara-pivelomana no tsy manana ny solomaso natokana hijerena io takomasoandro io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.SAKARAHA

Folo be izao ny isan’ny « Police de la route » na sakana ataon’ny zandary na polisy mandrindra ny fifamoivoizana eo anelanelan’i Sakaraha sy Ilakaka, amin’iny lalam-pirenena faha-7 iny.

Hamaky ny tohiny
FTT