• Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Miala any ny Fandaharan'Asa F7

Hotanterahina manerana ireo fokontany 192 eto an-drenivohitra ny fanofanana tompon’andraikitra momba ny Fampandrosoana Ifotony (Agents de Développement Local).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.Miralenta Nanofanana Loholona vehivavy

Hampihetsehana ny fikambanana A.MA.MI na ny Antenimierandoholona MAmpihatra ny Miralenta dia nanome fiofanana ho an’ireo Loholona vehivavy miisa 13 eto amintsika tetsy Antaninarenina, ny eo anivon’ny EISA, ivontoeram-pampiofanana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amintsika omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY AMPANDRANA-BESARETY

Notokanana omaly maraina teny Ampandrana-Besarety ny trano fiasan'ny Birao Mpandrindra ny Tetikasa Fampandrosoana an'i Madagasikara (Bureau de Coordination du Projet de Développement de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.Taom-pianarana vaovao “Tsy hisy izany”, hoy ny ANEFFA

Raha efa manao izay tratry ny ainy mba hampidirana an-janany an-tsekoly ray aman-dreny Malagasy na dia mila tsy hahita izay hanin-kohanina aza dia fantatra fa efa manangasanga any sahady ny fitokonan’ny vondron’ny sendikan’ny mpampianatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.AJEEM Madagascar Hanampy ireo tanora mpianatra

Hanampy ireo tanora mpianatra ny fikambanana AJEEM Madagascar, fikambanana anisan’ny manana traikefa betsaka amin’ny fanoratana boky mifandraika amin’ny fitadiavana sekoly ambony mifanaraka amin’ny filàn’ny mpianatra sy hanampiana azy ireo hahafantatra ny lalana tokony halehany aorian’ny fahazoany ny maripahaizana bakalôrea

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2016
Actualités.Tranompokonolona Analakely Sarotsarotra ny fanarenana azy

Efa ho iray volana izao no tsy azo nampiasaina intsony ny Tranompokonolona Analakely.

Hamaky ny tohiny
FTT