- Zoma 02 Septambra 2016
Actualités.Domaine sy Topo – Anosy Niveri-maina ireo mpikarakara taratasy
Betsaka ireo olona nikarakara taratasy tetsy amin’ny sampandraharahan’ny Fananantany Anosy no niveri-maina omaly.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona nikarakara taratasy tetsy amin’ny sampandraharahan’ny Fananantany Anosy no niveri-maina omaly.
Hamaky ny tohinyNaneno in-telo tsy niato omaly tamin'ny 10 ora sy sasany antoandro ary nanakoako eran'ny tanàna ny anjomara lehibe avy amin'ny BNGRC fampiasa ho fanairana amin'ny fotoanan’ny rivodoza.
Hamaky ny tohinyMinitra vitsy talohan’ilay eklipsa vao tonga tamin’ny fiaramanidina tao Toamasina ny fanampiana solomaso avy amin’ny fanjakana nozaraina maimaimpoana
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny lalindalina kokoa ny hetsiky ny mpanao gazety mitaky ny fahalalahana maneho hevitra taorian’ny fanambaran’ny Filoham-pirenena ny hamoaka hampanan-kery ilay fehezan-dalàna mifehy ny serasera.
Hamaky ny tohiny“Marary mafy any am-ponja” ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyTantara mitohy ny resaka fanalana mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra. Mahita ny profesora James Ratsimba fa misy manararaotra ny tranga ka mamadika izany ho resa-politika.
Hamaky ny tohiny