• Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Mpampianatry ny EPP Miverina miatrika fiofanana

Mba hahafahana manatsara hatrany ny kalitaon’ny fampianarana, indrindra ho famerenana ny hasin’ny fanabeazana dia miverina miatrika fiofanana ireo mpampianatra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra na EPP.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Noroahin’ny mpampiasa Nirenireny tsy fidiny ilay tovovavy

Efatra volana lasa izay no nisy olona tonga tany Fianarantsoa nifampiresaka tamin’ny renin’ny tovovavy iray, 19 taona, antsoina hoe Rasoanirina Tombojanahary Claudine mba haka azy hiasa aminy hikarakara ankizy any Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Jiolahy mpamerin-keloka Efa bory ny filahiany, tsy mbola fay ihany

Ela nitoratorahana i Redman ka tratra ihany. Malaza ratsy amin’ny vaky trano ity tovolahy, 19 taona ity, ka tratra ambodioby tao Tanamakoa ny alin’ny zoma nifoha ny sabotsy 3 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2016
Actualités.Nivarotra ny fananan’ny TIKO Jeneraly iray karohina

Enin-taona taorian’ny fandrobana sy ny fandorana ny orinasa Tiko sy ny Magro, tsy mbola milaminana ny fanonerana ny fananan’Atoa Marc Ravalomanana izay niharan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2016
Actualités.Raharaham-pirenena Mangotraka ny tanàna

Hafampana ny toe-draharaha eto an-drenivohitra rahampitso sabotsy noho ny fisian’ny hetsika politika sy fitakiana. Na ny resa-politika na ny fitakian’ny mpanao gazety dia samy hanamarika izao fiafaran’ny herinandro izao avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2016
Actualités.Tako-masoandro Nahamenatra ny fihetsiketsehana

Am-polony no namaritan’ny vaovao navoakan’ny RFI ( Radio France Internationale), omaly maraina tamin’ny alalan’ny fandaharan’izy ireo hoe « Afrique matin », mikasika ny fizarana solomaso ho an’ireo sahirana teny amin’ny faritra iva, ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
FTT