• Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Juliette Ratsimandrava Nodimandry omaly

Maloka ny tontolon’ny literatiora sy haisoratra ary ny Teny malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Famonoana vazaha tao Sainte-Marie Hatolotra ny Fampanoavana anio izy sivy voarohirohy

Nahita sambokely ihany ny Fanjakana nitondrana ireo voarohirohy tamin’ilay famonoana tamin’ny fomba feno habibiana vazaha frantsay roa, Magalie sy Romain, ny 21 aogositra 2016 tany Sainte-Marie,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Ady ho amin’ny fahalalahana Miray feo ny Vahoaka sy ny Mpanao gazety

Mbola mitohy etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely etsy amin’izao fotoana izao ny fanangonana sonia ataon’ireo mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika Fitakiana fahalalahana mba hanoherana ilay lalàna sy sata mifehy ny fifandraisana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Tsy fanjarian-tsakafo Tsy mivaha ny olana any atsimo

Araka ny antontanisa farany navoakan’ny FAO na ilay sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fanjarian-tsakafo dia ny kaominina Tsivory,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Rano fisotro madio Mitanila ny fisitrahan’ny Malagasy azy

Tanjon’ny minisiteran’ny Rano, Fahadiovana, Fidiovana ny hampiakatra ny tahan’ny fisitrahana rano fisotro madio ho 67% amin’ny taona 2019 eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Actualités.Fianarana teny anglisy Mahasarika ny tanora any Tolagnaro

Telo taona sahady ny niorenan'ny English Center, ivontoerana fianarana teny anglisy ao Ampasimasay Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
FTT